| Entrée | 1 vola madinika | 
| Mots élémentaires | 2 vola, 3 madinika | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja [1.1] | 
| Explications en français | 6   pièce de monnaie [1.13] | 
| Synonymes | 7 vola vy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |